1Tantara 20:5 - DIEM PROTESTANTA5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina indray. Ka i Elihanàna, zanakalahin’i Jahîry, no nahafaty an’i Lahemỳ, rahalahin’i Gôliata avy any Gata, dia i Gôliata izay nanana zaran-defona vaventy tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Nisy ady indray tamin’ny Filistina, ary i Elanana, zanak’i Jaira, dia namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata gatita, izay nanana zaran-defona tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina indray. Ka i Elihanàna, zanakalahin’i Jahîry, no nahafaty an’i Lahemỳ, rahalahin’i Gôliata avy any Gata, dia i Gôliata izay nanana zaran-defona vaventy tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Dia nisy ady tamin’ny Filistinina koa, izay nahafatesan’i Elkanàna zanak’i Jaira, an’i Lakmì rahalahin’i Gôliata, avy any Geta, ilay nanan-defona hoatry ny voditenon’ny mpanenona ny zarany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Ary dia nisy ady tamin’ny Filistina indray ary Elanana, zanak’i Jaïra, namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon’ny mpanenona. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Ary dia nisy ady tamin'ny Filistina indray ary Elanana, zanak'i Jaira, namono an'i Lamy, rahalahin'i Goliata Gatita, izay nanan-jaran-defona tahaka ny vodi-tenon'ny mpanenona. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Nisy ady indray tamin’ny Filistina, ary i Elanana, zanak’i Jaira, dia namono an’i Lamy, rahalahin’i Goliata gatita, izay nanana zaran-defona tahaka ny voditenon’ny mpanenona. Jereo ny toko |