1Samoela 1:10 - Baiboly Katolika10 Fo vontom-pahoriana no nivavahan’i Anà tamin’i Iaveh ary nipotrapotraka ny ranomasony; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Nalahelo mafy i Hana ka nivavaka tamin’NY TOMPO sady nitomany mafy. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA10 Nalahelo mafy i Hanà, ka sady nigogogogo nitomany no nanao tamin’ny Tompo izao vavaka Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nalahelo mafy i Hanà, ka sady nigogogogo nitomany no nanao tamin’ny Tompo izao vavaka Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin’i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Ary Hana dia nalahelo fanahy indrindra, ka nivavaka tamin'i Jehovah izy sady nitomany dia nitomany. Jereo ny toko |