Dia tamin’ny anaran’i Ahaba no nanoratan’i Jezebela taratasy, ka nasiany tombon-kasem-panjakana ireny ary nalefany ho an’ny loholona sy ny manampahefana tao an-tanàna nonenan’i Nabôta.
Rota 4:2 - DIEM PROTESTANTA Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Bôhaza, ka nanao hoe: –Mipetraha eto ianareo. Ary rehefa nipetraka ireo, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Bôhaza, ka nanao hoe: –Mipetraha eto ianareo. Ary rehefa nipetraka ireo, Baiboly Katolika Ary naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Booza, ka hoy izy: «Mipetraha eto ianareo.» Dia nipetraka izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto hianareo. Dia nipetraka ireo. Malagasy Bible Dia naka folo lahy tamin'ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. La Bible en Malgache Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. |
Dia tamin’ny anaran’i Ahaba no nanoratan’i Jezebela taratasy, ka nasiany tombon-kasem-panjakana ireny ary nalefany ho an’ny loholona sy ny manampahefana tao an-tanàna nonenan’i Nabôta.
Raha tàhiny novidin’ny tompony mba ho vadikeliny izy kanefa tsy ankasitrahîn’ny tompony, dia havelany havotan’ny rainy: tsy manana zo hivarotra azy amin’ny hafa firenena kosa anefa ilay tompony fa famadihana azy izany.
Hajaina ny vadiny rehefa mivory eo am-bavahady ka miara-midinika amin’ireo loholon’ny tanàna.
Nomeny fo koa ny vahoaka sy ny loholona ary ny mpahay lalàna. Dia nirohotan’ireo mpanohitra azy i Stefàna, ka nosamboriny ary nentiny ho any amin’ny Fitsarana ambony
Raha tsy sitra-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hanatona ny loholona eo amin’ny fitsarana ravehivavy ka hanao hoe: «Tsy mety mamelona ny anaran’ny rahalahiny eo amin’i Israely ny zaodahiko, fa tsy te hitondra loloha ahy».
sy zaza amam-behivavy, ary koa ny vahiny eo amin’ny tobinareo ka ampiasainareo ho mpikapa hazo sy ho mpantsaka rano.
Vorio eto amiko ny loholona sy mpifehy rehetra isam-poko, mba hilazako mivantana izao teny izao; ary hantsoiko ny tany aman-danitra mba ho vavolombelona aminy.