Rota 4:2 - Baiboly Katolika2 Ary naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Booza, ka hoy izy: «Mipetraha eto ianareo.» Dia nipetraka izy ireo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Bôhaza, ka nanao hoe: –Mipetraha eto ianareo. Ary rehefa nipetraka ireo, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna i Bôhaza, ka nanao hoe: –Mipetraha eto ianareo. Ary rehefa nipetraka ireo, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia naka folo lahy tamin’ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto hianareo. Dia nipetraka ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia naka folo lahy tamin'ny loholona tao an-tanàna Boaza ka nanao hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Dia naka loholona folo lahy tao an-tanàna i Boaza ka niteny hoe: Mipetraha eto ianareo. Dia nipetraka ireo. Jereo ny toko |