Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Rota 4:3 - DIEM PROTESTANTA

3 dia hoy i Bôhaza tamin’ilay havana mahavotra: –Vidio ny saha izay an’i Elimelèka izay havantsika fa amidin’i Nahômỳ izao izy tafaverina avy tany amin’ny faritr’i Môaba izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia niteny tamin’ilay havana mpanavotra izy hoe: I Naomy izay niverina avy tany amin’ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an’i Elimeleka rahalahintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 dia hoy i Bôhaza tamin’ilay havana mahavotra: –Vidio ny saha izay an’i Elimelèka izay havantsika fa amidin’i Nahômỳ izao izy tafaverina avy tany amin’ny faritr’i Môaba izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia hoy izy tamin’ilay mahazo manavotra: «Ny anjara tanin’i Elimeleka rahalahintsika dia namidin’i Nôemì, ity efa tonga avy any amin’ny tanin’i Moaba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia niteny tamin’ilay havana akaiky izy ka nanao hoe: Naomy, izay niverina avy tany amin’ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an’i Elimeleka rahalahintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia niteny tamin'Ilay havana akaiky izy ka nanao hoe: Naomy, izay niverina avy tany amin'ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an'i Elimeleka rahalahintsika.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia niteny tamin’ilay havana mpanavotra izy hoe: I Naomy izay niverina avy tany amin’ny tany Moaba, dia mivarotra ny tany izay an’i Elimeleka rahalahintsika.

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:3
5 Rohy Ifampitohizana  

tsara ny miantra sy ny mampisambotra ary ny mitantana asa fihariana amim-pahitsiana.


Fifandirana no hany ateraky ny avonavona; fa izay mandray torohevitra kosa no misy fahendrena.


–Ho avy any aminao i Hanamèla, zanakalahin’i Salòma rahalahin-drainao momba ny sahany ao Hanatôta. Hiangavy anao izy mba hividy io saha io, satria ianao no havany akaiky ka manan-jo hanavotra hividy azy.


«Raha tàhiny misy mihamahantra ny mpiray firenena aminao ka mivarotra ampahany amin’ny taniny, dia ho avy ny havany akaiky ka hanavotra izay tany amidiny.


I Elimelèka no anaran-dralehilahy, i Nahômỳ no anaran’ny vadiny, ary ny anaran’ny zanany roa lahy kosa dia i Mahalôna sy i Kiliôna; Efratîta avy ao Betleheman’i Joda izy efa-mianaka. Tonga tany amin’ny faritr’i Môaba izy ireo; fony izy mianakavy nonina tany


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra