Aza ratraratraina ny tenanareo ho fisaonana ny maty, ary aza asiana tombokavatsa ny hoditrareo. Izaho no TOMPO.
Nomery 6:6 - DIEM PROTESTANTA Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy; Baiboly Katolika Mandritra ny fotoana rehetra itokanany ho hajan’i Iaveh dia tsy hiditra am-paty izy; Baiboly Protestanta Malagasy Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy; Malagasy Bible Amin'ny andro rehetra izay itokanany ho an'i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy; La Bible en Malgache Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy; |
Aza ratraratraina ny tenanareo ho fisaonana ny maty, ary aza asiana tombokavatsa ny hoditrareo. Izaho no TOMPO.
na hiditra am-paty akory; tsy tokony handoto tena izy na dia amin’ny fahafatesan’ny ray aman-dreniny aza.
Noho izany, rehefa misaona izy, dia aoka tsy hiala ny faritra masina, fandao hanazimba ny Toeramasina onenako; satria ny menaka nahosotro azy no efa nanokanako azy hanompo Ahy. Izaho no TOMPO.
Ka hatramin’ny naha kristianina anay, dia tsy mihevitra na iza na iza araka ny fisainan’olombelona intsony izahay. Na dia nihevitra an’i Kristy araka ny fisainan’olombelona aza izahay fahiny, dia tsy manao toy izany intsony ankehitriny.