Mandritra ny andro rehetra handotoan’ny fery an’ilay olona, dia maloto izy, ka hitoetra mitokana any ivelan’ny toby.
Nomery 5:1 - DIEM PROTESTANTA Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: |
Mandritra ny andro rehetra handotoan’ny fery an’ilay olona, dia maloto izy, ka hitoetra mitokana any ivelan’ny toby.
Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Raha nororan-drainy ny tavany, moa tsy ho menatra herinandro va izy? Avaho mandritra ny fito andro any ivelan’ny toby izy. Fa aorian’izany izy vao afaka miditra ao indray.
mba handidy ny Israelita hoe: –Aoka havoaka hiala ny toby avokoa izay rehetra marary hoditra, na voan’ny angatra, na maloto nikasi-paty!