Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 5:2 - DIEM PROTESTANTA

2 mba handidy ny Israelita hoe: –Aoka havoaka hiala ny toby avokoa izay rehetra marary hoditra, na voan’ny angatra, na maloto nikasi-paty!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Mandidia ny Zanak’Israely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto tamim-paty rehetra hiala amin’ny toby.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 mba handidy ny Israelita hoe: –Aoka havoaka hiala ny toby avokoa izay rehetra marary hoditra, na voan’ny angatra, na maloto nikasi-paty!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 «Asaovy avoaky ny zanak’i Israely any ivelan’ny toby izay rehetra boka, na voan’ny fitsihana, na voaloton’ny faty.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Mandidia ny Zanak’Isiraely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto amim-paty rehetra hiala amin’ny toby;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Mandidia ny Zanak'Isiraely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto amim-paty rehetra hiala amin'ny toby;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Mandidia ny Zanak’Israely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto tamim-paty rehetra hiala amin’ny toby.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 5:2
15 Rohy Ifampitohizana  

Nisy marary hoditra efa-dahy teo ivelan’ny tanàna, akaikin’ny vavahady, ka nifampiresaka hoe: –Inona no ijanonantsika hiandry fahafatesana eto?


«Ny olona voan’ny aretin-koditra dia hanao fitafiana voatriatra sy hampirakaraka volo ary hisarom-bava sady hiantsoantso hoe: ‹Maloto aho! Maloto aho!›


Mandritra ny andro rehetra handotoan’ny fery an’ilay olona, dia maloto izy, ka hitoetra mitokana any ivelan’ny toby.


Hozahan’ny mpisorona izy; ka raha hitany fa manitatra eo amin’ny hoditra tokoa ny manako-pery, dia hambarany hoe maloto ilay olona fa habokana izany.


Hanasa fitafiana ilay diovina, sy hanaratra ny volo rehetra eo amin’ny tenany ary handro amin’ny rano, dia hadio. Hiditra ao an-toby izy aorian’izany, kanefa hitoetra eo ivelan’ny tranolainy mandritra ny fito andro.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO mba hamepetra ny mpisorona, zanakalahin’i Aharôna hoe: «Aoka ny mpisorona tsy handoto tena amin’ny fikasihana ny fatin’olona anisan’ny fianakaviany,


Fa ny olona rehetra, izay tsy mety mifady hanina amin’io andro io, dia hofongorana tsy ho anisan’ny vahoaka israelita.


Rehefa nisandratra ho eo ambonin’ny Tranolay ny rahona, dia indro feno pentina fotsy toa oram-panala i Miriama fa boka. Nijery azy i Aharôna ka nahita fa boka ny anabaviny.


Dia hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Raha nororan-drainy ny tavany, moa tsy ho menatra herinandro va izy? Avaho mandritra ny fito andro any ivelan’ny toby izy. Fa aorian’izany izy vao afaka miditra ao indray.


Mitobia any ivelan’ny toby mandritra ny fito andro ianareo, dia ianareo izay nahafaty olona na nikasi-paty, ka samia midio amin’ny andro fahatelo sy fahafito, na ny tenanareo na ny zazavavy sambo-belonareo.


Niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra