Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.
Nomery 4:22 - DIEM PROTESTANTA «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Ataovy lisitra isam-pianakaviana sy isan-tarika koa ny taranak’i Gersôna. Baiboly Katolika Isao koa ny taranak’i Gersôna, araka ny fianakaviany avy; Baiboly Protestanta Malagasy Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; Malagasy Bible Alao isa koa ny taranak'i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; La Bible en Malgache Alao isa koa ny taranak’i Gersona, araka ny fianakaviany sy ny fokony avy; |
Indreto kosa ny anaran’ny zanakalahin’i Gersôna: i Libnỳ sy i Simehỳ ka izy roa lahy no razan’ny tarika avy aminy.
Hisainao ny lehilahy rehetra feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana.