Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny lamba fandrakofana ny fanaka fampiasa tao amin’ny Toeramasina sy ny fanamiana voatokana ho an’i Aharôna, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
Nomery 4:13 - DIEM PROTESTANTA Hoesoriny ny lavenona eo amin’ny alitara ka hamelarany lamba volomparasy eo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hanaisotra ny lavenona amin’ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoesoriny ny lavenona eo amin’ny alitara ka hamelarany lamba volomparasy eo. Baiboly Katolika Hoesoriny ny lavenona eo amin’ny ôtely dia hovelarany lamba jaky mena mangatrakatraka eo amboniny; Baiboly Protestanta Malagasy Dia hanaisotra ny lavenona amin’ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny. Malagasy Bible Dia hanaisotra ny lavenona amin'ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny. La Bible en Malgache Dia hanaisotra ny lavenona amin’ny alitara izy ka hamelatra lamba volomparasy eo amboniny. |
Volon’ondry miloko volomparasy sy mena ary jaky no nanaovana ny lamba fandrakofana ny fanaka fampiasa tao amin’ny Toeramasina sy ny fanamiana voatokana ho an’i Aharôna, araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.
–ny lamba fandrakofana ny fanaka ao amin’ny Toeramasina ary ny fanamiana voatokana hiakanjoan’i Aharôna sy ny zanany lahy eo am-panaovana ny raharahany.
Hapetrany eo amboniny avokoa ny fanaka rehetra ilaina amin’ny fanaovan-tsorona, dia ny fitondrana afo, ny fitrebika, ny sotron’afo, ny zinga famafazana ary ny kojakoja rehetra momba ny alitara. Hovelarana ny lamba mafy eo ambonin’izany, ary hapetrany ny bao.