Fa hitafotafo mihitsy ny voninahitra izay homeko anao, ary hataoko avokoa izay holazainao amiko rehetra. Koa mba tongava atỳ re ianao hanozona io vahoaka io.»
Nomery 24:11 - DIEM PROTESTANTA Noho izany, dia mandehana mody any amin’ny taninao any! Nampanantena aho ny hanome voninahitra mitafotafo anao, nefa indro ny TOMPO fa nisakana ny hahazoanao izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Koa ankehitriny, mandosira ho any amin’ny fonenanao ianao! Efa nilaza aho hoe: Hanome voninahitra anao tokoa aho; kanefa indro NY TOMPO efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Noho izany, dia mandehana mody any amin’ny taninao any! Nampanantena aho ny hanome voninahitra mitafotafo anao, nefa indro ny TOMPO fa nisakana ny hahazoanao izany. Baiboly Katolika Koa ankehitriny mandosira any aminao. Efa nilaza hanome voninahitra anao be dia be aho, fa indro kosa ampanalavirin’i Iaveh anao ny voninahitra.» Baiboly Protestanta Malagasy Koa ankehitriny, mandosira ho any amin ny fonenanao hianao. Hoy izaho teo: Hanome voninahitra anao tokoa aho; fa, indro, Jehovah efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra. Malagasy Bible Koa ankehitriny, mandosira ho any amin'ny fonenanao ianao. Hoy izaho teo: Hanome voninahitra anao tokoa aho; fa, indro, Jehovah efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra. La Bible en Malgache Koa ankehitriny, mandosira ho any amin’ny fonenanao ianao! Efa nilaza aho hoe: Hanome voninahitra anao tokoa aho; kanefa indro NY TOMPO efa nisakana anao tsy hahazo voninahitra. |
Fa hitafotafo mihitsy ny voninahitra izay homeko anao, ary hataoko avokoa izay holazainao amiko rehetra. Koa mba tongava atỳ re ianao hanozona io vahoaka io.»
Ary hoy i Balàka taminy: –Nahoana no tsy tonga ianao tamin’ireo iraka voalohany izay nalefako? Sao dia heverinao tsy ho haiko ny hanome voninahitra anao!
Vinitra aoka izany tamin’i Balahama i Balàka ka niteha-tanana handrahona azy sady nanao taminy hoe: –Hanozona ny fahavaloko no niantsoako anao, kanefa fanintelony izao ianao no nitsodrano azy.
Dia hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Efa voalazako tamin’ireo iraka nalefanao tany amiko
Fa hoy i Petera taminy: –Vereza miaraka amin’ny tenanao ny volanao satria nataonao fa azo vidîm-bola ny fanomezan’Andriamanitra.
Ary tsy ireo zavatra ireo ihany fa ny zavatra rehetra mihitsy no ataoko tsinontsinona noho ny amin’ilay zava-tsoa ambony lavitra, dia ny fahalalana an’i Kristy Jesoa Tompoko. Noho ny amin’i Kristy, dia nataoko tsinontsinona ny zavatra rehetra ary noheveriko ho fakofako mba hahazoako an’i Kristy
Mitandrema tena ianareo mba tsy hahavery ny vokatr’ireo asanareo sady mba handraisanareo valisoa feno.