Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 24:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Dia hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Efa voalazako tamin’ireo iraka nalefanao tany amiko

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin’ireo irakao izay nirahinao tany amiko va aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Dia hoy i Balahama tamin’i Balàka: –Efa voalazako tamin’ireo iraka nalefanao tany amiko

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Hoy ny navalin’i Balaama an’i Balàka: «Tsy efa voalazako tamin’ny iraka nalefanao tany amiko va, fa hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia hoy Balama tamin’i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin’ny irakao izay nirahinao tamiko va aho ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin'ny irakao izay nirahinao tamiko va aho ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Moa tsy efa nilaza tamin’ireo irakao izay nirahinao tany amiko va aho hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 24:12
3 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Balahama namaly ireo mpanompon’i Balàka: –Na dia homen’i Balàka volafotsy sy volamena mahafeno ny tranony aza aho, dia tsy afaka hanao zavatra na kely na lehibe izay mifanohitra amin’ny tenin’ny TOMPO Andriamanitro.


Dia hoy i Balahàma tamin’i Balàka: –Indro aho efa tonga eto aminao ankehitriny. Nefa inona moa no azoko lazaina aminao afa-tsy izay teny hataon’Andriamanitra ao am-bavako ihany?


Noho izany, dia mandehana mody any amin’ny taninao any! Nampanantena aho ny hanome voninahitra mitafotafo anao, nefa indro ny TOMPO fa nisakana ny hahazoanao izany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra