Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.
Nomery 20:9 - DIEM PROTESTANTA Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nalain’i Mosesy tao amin’ny Fonena-masin’ny TOMPO araka ny baiko azony ny tehiny. Baiboly Katolika Dia nalain’i Môizy, araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny tehina izay teo anatrehan’i Iaveh. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’i Jehovah, araka izay nandidiany azy. Malagasy Bible Dia nalain'i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan'i Jehovah, araka izay nandidiany azy. La Bible en Malgache Dia nalain’i Mosesy ny tehina avy teo anatrehan’NY TOMPO, araka izay nandidiany azy. |
Ingao ny tehinao, ka ahinjiro eo ambony ranomasina ny tananao. Ary saraho ny rano, dia hamaky eo afovoan’ny rano eo amin’ny tany maina ny Israelita.
Koa nalain’i Mosesy ny vadiny aman-janany, natainginy teo amin’ny borikiny, dia niverina ho any Ejipta izy. Ary nataony an-tanana koa ilay tehina nasain’Andriamanitra nentiny.
–Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy,