Nomery 17:10 - DIEM PROTESTANTA10 –Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Mialà amin’io fiangonana io handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja! Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 –Mialà ianareo amin’io fiangonana io fa handringana azy indray mipi-maso Aho. Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy, Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 «Mialà ianareo eo afovoan’ity fiangonana ity, handringanako azy indray mihelina.» Dia niankohoka tamin’ny tany izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Mialà amin’io fiangonana io handringanako azy amin’ny indray mipì-maso monja. Dia niankohoka izy roa lahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Mialà amin'io fiangonana io handringanako azy amin'ny indray mipi-maso monja. Dia niankohoka izy roa lahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache10 Mialà amin’io fiangonana io handringanako azy amin’ny indray mipy maso monja! Dia niankohoka tamin’ny tany izy roa lahy. Jereo ny toko |
ary hoy i Mosesy tamin’i Aharôna: –Raiso ny fitaovam-panembohana, dia asio vainafo avy amin’ny alitara sy vovo-javamanitra ary mankanesa haingana eo amin’ny fiangonana ka manaova ny fombam-pivavahana hahazoany famelan-keloka. Fa efa nisafoaka ny fahatezeran’ny TOMPO ary efa miantomboka ny areti-mandringana.
tao no nisy ny alitara volamena fandoroana ditin-kazo manitra ary ny vata mirakitra ny Fanekempihavanana, vata voapetaka takela-bolamena manontolo; ary tanatin’io vata io dia nisy ny siny volamena nitahirizana ny mana, ny tehin’i Aharôna izay nitsiry, ary ny vatofisaka nanoratana ny Fanekempihavanana.