«Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.
Nomery 15:12 - DIEM PROTESTANTA Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa na firy na firy isan’ny biby haterinareo, dia tahaka izany koa no hanaovanareo azy tsirairay avy. Baiboly Katolika Araka ny isan’ny zavatra hatolotrareo hatao sorona, dia hanaovanareo toy izany tsirairay avy, araka ny isany. Baiboly Protestanta Malagasy Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra aterinareo. Malagasy Bible Tahaka izany no hataonareo amin'izy rehetra, araka ny isan'ny zavatra aterinareo. La Bible en Malgache Tahaka izany no hataonareo amin’izy rehetra, araka ny isan’ny zavatra atolotrareo. |
«Izany no fomba hatao amin’ny fanaovana sorona omby na ondrilahy na zanak’ondry na zanak’osy anankiray.
Hanaraka izany ny Israelita rehetra, rehefa manao sorona izay hanetona ho hanitra hankasitrahina ho Ahy TOMPO.