Nomery 1:48 - DIEM PROTESTANTA Hoy manko ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy manko ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Katolika Niteny tamin’i Môizy i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Fa Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Fa Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: |
«Aza isaina ny fokon’i Levỳ, ary aza anaovana fanisana miaraka amin’ny Israelita hafa izy.