Nomery 1:47 - DIEM PROTESTANTA47 Fa tsy mba natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa ny Levita. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201147 Tsy mba nisaina tao anatin’ireo kosa ny levita, araka ny fokony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara47 Fa tsy mba natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa ny Levita. Jereo ny tokoBaiboly Katolika47 Tsy mba nisaina niaraka tamin’ireo ny Levita araka ny fokom-pianakaviany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy47 FA ny Levita, araka ny fireneny kosa, dia tsy mba nalamina ho isan’ireo. Jereo ny tokoMalagasy Bible47 Fa ny Levita, araka ny fireneny kosa dia tsy mba nalamina ho isan'ireo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache47 Tsy mba nisaina tao anatin’ireo kosa ny levita*, araka ny fokony. Jereo ny toko |
Fa ampiandraiketo azy kosa ny fitandremana ny Fonena-masina izay nametrahana ny raki-tsoratry ny fanekempihavanana ary koa ny fanaka sy ny kojakoja rehetra momba azy. Ireo no hitondra ny Fonena-masina mbamin’ny fanaka rehetra momba azy sy hanao fanompoam-pivavahana ao aminy ary hitoby manodidina azy.