Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 1:49 - DIEM PROTESTANTA

49 «Aza isaina ny fokon’i Levỳ, ary aza anaovana fanisana miaraka amin’ny Israelita hafa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

49 Ny fokon’ny levita ihany no aza isaina, aza mba alaina isa miaraka amin’ny Zanak’Israely izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

49 «Aza isaina ny fokon’i Levỳ, ary aza anaovana fanisana miaraka amin’ny Israelita hafa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

49 «Aza mba isaina ny fokon’i Levỳ, ary aza mba alaina isa miaraka amin’ny zanak’i Israely izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

49 Ny firenen’ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin’ny Zanak’Isiraely;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

49 Ny firenen'ny Levita ihany no aza alamina, ary aza mba alaina isa miaraka amin'ny Zanak'Isiraely;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

49 Ny fokon’ny levita* ihany no aza isaina, aza mba alaina isa miaraka amin’ny Zanak’Israely izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 1:49
3 Rohy Ifampitohizana  

Hoy manko ny TOMPO tamin’i Mosesy:


Ny Levita ihany no tsy natao fanisana niaraka tamin’ny Israelita hafa araka izay efa nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy.


Ny fitambaran’ny lehilahy levita rehetra nihoatra ny iray volana dia 23 000. Tsy niara-natao fanisana tamin’ny Israelita izy, satria tsy mba nomena zaratany teo anivon’ny Israelita.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra