Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba sy Adanà ary Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,
Nomery 1:18 - DIEM PROTESTANTA ka novoriny ny fiangonana manontolo tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, dia nosoratany ny anaran’ny lehilahy israelita rehetra feno roapolo taona no ho miakatra araka ny fianakaviany sy ny fokony avy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 dia namory ny fiangonana manontolo tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana faharoa. Samy nampanoratra ny firazanany avy izy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka novoriny ny fiangonana manontolo tamin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, dia nosoratany ny anaran’ny lehilahy israelita rehetra feno roapolo taona no ho miakatra araka ny fianakaviany sy ny fokony avy, Baiboly Katolika dia nanaika ny fiangonana rehetra izy, ho amin’ny andro voalohan’ny volana faharoa, ka ny hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra rehetra, dia samy nosoratana araka ny fianakaviany sy ny fokony, ary noisaina ny anarany isam-batan’olona. Baiboly Protestanta Malagasy dia namory ny fiangonana rehetra tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana faharoa; ary samy nampanoratra ny anarany avy izy araka ny firazanany, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roa-polo taona no ho miakatra. Malagasy Bible dia namory ny fiangonana rehetra tamin'ny andro voalohany tamin'ny volana faharoa; ary samy nampanoratra ny anarany avy izy araka ny firazanany, dia araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin'ny roa-polo taona no ho miakatra. La Bible en Malgache dia namory ny fiangonana manontolo tamin’ny andro voalohany tamin’ny volana faharoa. Samy nampanoratra ny firazanany avy izy, araka ny fokony sy ny fianakaviany, ary araka ny anarany tsirairay, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra. |
Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba sy Adanà ary Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,
«Ireo lehilahy mpiala sesitany niainga avy tany Tela-Mela sy Tela-Harsà na niainga avy tany Keroba-Adôna sy Imera, saingy tsy nahalaza ny maha Israelita ny fianakaviany sy ny firazanany,
Toy izao no lisitry ny filoham-pianakaviana teo amin’ny Israelita: Ny zanakalahin’i Reobena, lahimatoan’i Jakôba, dia i Hanôka, i Palo, i Hetsirôna ary i Karmỳ. Izy efa-dahy no razamben’ny tarika reobenita.
Izao no nolazain’ny TOMPO tamin’i Mosesy tany an-taniefitr’i Sinay, tao amin’ny Tranolay fihaonana, ny andro voalohan’ny volana faharoa tamin’ny taona faharoa nialan’ny Israelita tany Ejipta:
Tsy misy izay ahafantarana ny rain’i Melkitsedeka, na ny reniny, na izay tantaran-drazany ary tsy voalaza ny andro niandohany na ny fiafaran’ny fiainany; fa dia mitovy amin’ilay Zanak’Andriamanitra izy, ka mitoetra ho mpisorona mandrakizay.
Tsy mba taranak’i Levỳ i Melkitsedeka; nefa nandray ny ampahafolon-karen’i Abrahama izy ary dia nitsodrano an’ilay nahazo ny fampanantenàn’Andriamanitra.