Nomery 1:10 - DIEM PROTESTANTA i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny avy amin’ny zanak’i Josefa kosa: Ny avy amin’i Efraima dia i Elisama, zanak’i Amihoda, ary ny avy amin’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Elisamà zanak’i Hamihoda no avy amin’ny fokon’i Efraîma zanak’i Jôsefa; i Gamaliela zanak’i Pedahatsoro no avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Jôsefa; Baiboly Katolika ny amin’ny terak’i Josefa: ny amin’i Efraima: Elisamà zanak’i Amioda; ny amin’i Manase: Gamaliela zanak’i Fadasora: Baiboly Protestanta Malagasy ny avy amin’ny zanak’i Josefa dia Elisama, zanak’i Amihoda, avy amin’i Efraima, ary Gamaliela, zanak’i Pedazora, avy amin’i Manase kosa; Malagasy Bible ny avy amin'ny zanak'i Josefa dia Elisama, zanak'i Amihoda, avy amin'i Efraima, ary Gamaliela, zanak'i Pedazora, avy amin'i Manase kosa; La Bible en Malgache ny avy amin’ny zanak’i Josefa kosa: Ny avy amin’i Efraima dia i Elisama, zanak’i Amihoda, ary ny avy amin’i Manase dia i Gamaliela, zanak’i Pedazora; |
«Amin’ny lafiny andrefana no hisy ireo tafika mivondrona ao amin’ny tobin’i Efraîma, ka ahitana ny tafika efraîmita sy manasita ary benjaminita. Ny vatan-dehilahy voaisa ho afa-mitam-piadiana dia hotarihin’ny filoha anankiray avy amin’ny fokony araka izao: ho an’ny fokon’i Efraîma dia i Elisamà zanakalahin’i Hamihoda miaraka amin’ny vatan-dehilahy 40 500; ho an’ny fokon’i Manase dia i Gamaliela zanakalahin’i Pedahatsoro miaraka amin’ny vatan-dehilahy 32 200; ho an’ny fokon’i Benjamîna dia i Abidàna zanakalahin’i Gidehônỳ miaraka amin’ny vatan-dehilahy 35 400.