Nehemia 9:32 - DIEM PROTESTANTA
Koa ankehitriny, ry Andriamanitra ô, lehibe sady mahery no mahatahotra Ianao, ary mitandro ny fanekempihavananao sy fitiavanao. Aoka re tsy ho zavatra kely eo imasonao ny fahoriana rehetra efa nanjo ny vahoakanao tsivakivolo dia ny mpanjakanay sy mpanapaka anay, ny mpisoronay sy mpaminaninay, ary ny razanay mbamin’ny tenanay, manomboka tamin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria ka mandrak’izao andro anio izao!
Jereo ny toko
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sady mahery no mahatahotra, izay mitandrina ny fanekenao sy ny famindramponao, aoka tsy ho kely eo imasonao ny fahoriana rehetra izay nanjo anay, dia ny mpanjakanay sy ny mpitondra anay, ny mpisoronay sy ny mpaminaninay ary ny razanay, dia ny olonao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria ka mandraka androany.

«Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sy mahery sady mahatahotra, Ianao izay mitana ny fanekena sy ny famindram-po, dia aoka tsy ho zavatra kely eo imasonao ny fahoriana rehetra efa nanjò anay dia ny tenanay, ny mpanjakanay, ny lehibenay, ny mpisoronay, ny mpaminaninay, ny razanay, ary ny vahoakanao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria, ka mandrak’izao anio izao.
Jereo ny toko
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sady mahery no mahatahotra, Izay mitandrina ny fanekenao sy ny famindramponao, aoka tsy ho kely eo imasonao ny fahoriana rehetra izay nanjo anay, dia ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay sy ny mpisoronay sy ny mpaminaninay ary ny razanay, dia ny olonao rehetra, hatramin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asyria ka mandraka andro-any.
Jereo ny toko
Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sady mahery no mahatahotra, Izay mitandrina ny fanekenao sy ny famindram-ponao, aoka tsy ho kely eo imasonao ny fahoriana rehetra izay nanjo anay, dia ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay sy ny mpisoronay sy ny mpaminaninay ary ny razanay, dia ny olonao rehetra, hatramin'ny andron'ireo mpanjakan'i Asyria ka mandraka androany.