Eksodosy 18:8 - DIEM PROTESTANTA8 Notantarain’i Mosesy tamin’ny rafozany avokoa izay rehetra nataon’ny TOMPO tamin’ny Farao sy ny Ejiptianina noho ny amin’i Israely; notantarainy koa ny zava-tsarotra rehetra niseho teny an-dalana sy ny nanafahan’ny TOMPO ilay vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Dia notantarain’i Mosesy tamin’ny rafozany izay rehetra nataon’NY TOMPO tamin’i Farao sy tamin’ny Ejiptiana noho ny amin’ny Israelita, nolazainy mbamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dalana sy ny namonjen’NY TOMPO azy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Notantarain’i Mosesy tamin’ny rafozany avokoa izay rehetra nataon’ny TOMPO tamin’ny Farao sy ny Ejiptianina noho ny amin’i Israely; notantarainy koa ny zava-tsarotra rehetra niseho teny an-dalana sy ny nanafahan’ny TOMPO ilay vahoakany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Notantarain’i Môizy tamin’ny rafozany avokoa ny nataon’i Iaveh tamin’i Faraôna sy ny Ejiptianina, noho ny amin’i Israely; ny fahoriana rehetra nanjò azy teny an-dalana, ary ny namonjen’i Iaveh azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Ary nambaran’i Mosesy tamin’ny rafozany izay rehetra efa nataon’i Jehovah tamin’i Farao sy tamin’ny Egyptiana noho ny amin’ny Isiraely, mbamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dàlana, sy ny namonjen’i Jehovah azy. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Ary nambaran'i Mosesy tamin'ny rafozany izay rehetra efa nataon'i Jehovah tamin'i Farao sy tamin'ny Egyptiana noho ny amin'ny Isiraely, mbamin'ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dalana, sy ny namonjen'i Jehovah azy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache8 Dia notantarain’i Mosesy tamin’ny rafozany izay rehetra nataon’NY TOMPO tamin’i Farao sy tamin’ny Ejiptiana noho ny amin’ny Israelita, nolazainy mbamin’ny fahoriana rehetra nanjo azy teny an-dalana sy ny namonjen’NY TOMPO azy. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny, ry Andriamanitra ô, lehibe sady mahery no mahatahotra Ianao, ary mitandro ny fanekempihavananao sy fitiavanao. Aoka re tsy ho zavatra kely eo imasonao ny fahoriana rehetra efa nanjo ny vahoakanao tsivakivolo dia ny mpanjakanay sy mpanapaka anay, ny mpisoronay sy mpaminaninay, ary ny razanay mbamin’ny tenanay, manomboka tamin’ny andron’ireo mpanjakan’i Asiria ka mandrak’izao andro anio izao!