Levitikosy 26:21 - DIEM PROTESTANTA21 «Raha mbola toherinareo ihany Aho ka tsy henoinareo, dia hokapohiko impito henin’izany koa ianareo araka ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo ka tsy mety mihaino Ahy dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 «Raha mbola toherinareo ihany Aho ka tsy henoinareo, dia hokapohiko impito henin’izany koa ianareo araka ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 Raha mandroso manohitra Ahy ihany ianareo, fa tsy mety mihaino Ahy, dia hokapohiko impito mihoatra, araka ny fahotanareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 Ary raha mbola manohitra Ahy ihany hianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa hianareo araka ny fahotanareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible21 Ary raha mbola manohitra Ahy ihany ianareo, ka tsy mety mihaino Ahy, dia hasiako kapoka impito koa ianareo araka ny fahotanareo. Jereo ny toko |
Izany indrindra no nampirehitra ny fahatezeran’ny TOMPO tamin’ny vahoakany. Naninji-tanana taminy sy namely azy Izy, Nampihovitrovitra ny tendrombohitra izany; ary toy ny fako tavela eny an-dàlambe no niampatramparan’ny fatin’olona. Saingy, na teo aza izany rehetra izany, dia tsy mbola afaka ny fahatezeran’ny TOMPO fa maninji-tanana mandrahona ihany Izy.