Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nehemia 7:38 - DIEM PROTESTANTA

ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 930.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

ary nisy 3.930, ny zanak’i Senaà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ny zanak’i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ny zanak'i Sena dia telo-polo amby sivin-jato sy telo arivo.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ny zanak’i Sena: Telopolo sy sivinjato sy telo arivo.

Jereo ny toko



Nehemia 7:38
4 Rohy Ifampitohizana  

ny terak’i Senaà dia nisy lehilahy 3 630.


Ny vavahadin’ny Trondro dia namboarin’ny terak’i Senaà: napetany ny sakamandimby, ary nalatsany ny lela-vavahady mbamin’ny hidiny sy barany.


ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721;


Ny amin’ny mpisorona kosa dia izao: ny terak’i Jedaià, izany hoe ny fianakaviamben’i Jesoa, dia nisy lehilahy 973;