Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
Nehemia 7:37 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Lôda sy i Hadida ary i Onao dia nisy lehilahy 721; Baiboly Katolika nisy 721 ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Onô; Baiboly Protestanta Malagasy ny zanak’i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; Malagasy Bible ny zanak'i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato; La Bible en Malgache ny zanak’i Loda sy i Hadida ary i Ono: Iraika amby roapolo sy fitonjato; |
Zanakalahin’i Elpahaly: i Hebera sy i Misahama ary i Semèra; ity Semèra ity no nanorina an’i Ônao ary koa nanorina an’i Lôda mbamin’ireo tanàna kely miankina aminy.
Koa nandefa iraka hankatỳ amiko i Sanebalato sy i Gesema hilaza hoe: –Tongava mba hihaona ao Kefirîma amin’ny tany lemak’i Onao isika! Kanjo nikasa hanisy ratsy ahy izy roa lahy.
Raha nitety tany nitsidika ny vahoakan’Andriamanitra rehetra i Petera, dia nankany amin’ireo nonina tany Lida koa.
Nahita azy ny mponina rehetra tany Lida sy tany amin’ny lemak’i Sarôna ka niverina ho amin’ny Tompo.