Nehemia 7:29 - DIEM PROTESTANTA ny terak’i Kiriata-Jeharima sy i Kefirà ary i Beerôta dia nisy lehilahy 743; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny terak’i Kiriata-Jeharima sy i Kefirà ary i Beerôta dia nisy lehilahy 743; Baiboly Katolika nisy 743 ny mponina tao Kariatiarima sy i Kefirà ary i Berôta; Baiboly Protestanta Malagasy ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; Malagasy Bible ny mponina tany Kiriata-jearima sy Kefira ary Berota dia telo amby efa-polo amby fiton-jato; La Bible en Malgache ny mponina tany Kiriata-Jearima sy Kefira ary Berota: Telo amby efapolo sy fitonjato; |
Dia niainga ny Israelita; ka nony afaka telo andro, dia tonga tany an-tanànan-dry zareo, izany hoe tao Gibehona sy Kefirà ary Beerôta sy Kiriata-Jeharima.
Niakatra ireo ka nitoby tao andrefan’i Kiriata-Jeharima, tao amin’ny tanin’i Joda. Izany no niantsoana io toerana io hoe Manahe-Dana na Tobin’i Dana, mandraka androany.