Nehemia 3:18 - DIEM PROTESTANTA Nanarakaraka azy dia namboatra koa ny levita namany notarihin’i Binoy zanakalahin’i Henadada sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanarakaraka azy dia namboatra koa ny levita namany notarihin’i Binoy zanakalahin’i Henadada sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà; Baiboly Katolika Nanamboatra nanarakaraka azy, ireo rahalahiny tarik’i Bavaì zanak’i Henadada, lehiben’ny antsasaky ny faritanin’i Keilà. Baiboly Protestanta Malagasy Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny fehin’i Keila. Malagasy Bible Manarakaraka io dia namboatra koa ireo rahalahiny, dia Bavay, zanak'i Henadada, komandin'ny antsasaky ny fehin'i Keila. La Bible en Malgache Teo anilan’io dia nanamboatra koa ireo rahalahiny, dia i Bavay, zanak’i Henadada, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Keila. |
Nanarakaraka an’i Nehemià, dia namboatra koa ny levita notarihin’i Rehoma zanakalahin’i Banỳ; ary teo an-kilan’ireo i Hasabià, komandin’ny antsasaky ny faritr’i Kehilà, dia namboatra ny manda ho an’ny faritra feheziny.
ary teo an-kilan’ireo, i Hezera, zanakalahin’i Jesoa sady komandin’i Mitsepà, dia namboatra laniny hafa amin’ny manda, tandrifin’ny fiakarana ho any amin’ny fitehirizam-piadiana eo amin’ny zoro.
Indray andro dia nisy nampandre an’i Davida fa notafihin’ny Filistinina ny tanànan’i Kehilà ka norobainy izay teo am-pamoloana sy tany an-tsompitra.