Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;
Nehemia 11:9 - DIEM PROTESTANTA I Jôela, zanakalahin’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanakalahin’i Senaà, no lefitry ny komandin’ny tanàna. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Joela, zanak’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanak’i Senoa, no lefiny teo amin’ny tanàna. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Jôela, zanakalahin’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanakalahin’i Senaà, no lefitry ny komandin’ny tanàna. Baiboly Katolika I Joela zanak’i Zekri no mpifehy azy; ary i Jodà zanak’i Senoà no lefitry ny komandin’ny tanàna. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Joela, zanak’i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak’i Senoa, no lefitry ny komandin’ny tanàna. Malagasy Bible Ary Joela, zanak'i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak'i Senoa, no lefitry ny komandin'ny tanàna. La Bible en Malgache I Joela, zanak’i Zikry, no mpifehy azy; ary i Joda, zanak’i Senoa, no lefiny teo amin’ny tanàna. |
Tamin’ny taranak’i Benjamîna: dia i Salò zanakalahin’i Mesolama sy zafin’i Hôdavià ary zafiafin’i Senoà;
Ny mpifehy ny levita tao Jerosalema dia i Hozy, zanakalahin’i Banỳ sy zafin’i Hasabià sy zafiafin’i Matanià ary zafin-dohalik’i Mikà; i Hozy dia anisan’ny tarik’i Asafa, ilay tarika mpihira miadidy ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.
mbamin’ireo lehilahy olombanona mpiray foko aminy: dia 928 no tontalin’ny Benjaminita.