Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Avy taiza moa ianao? Dia namaly ny Tompo izy hoe: –Avy nitetitety ny tany sy nihaodihaody teny aho.
Mpitsara 9:9 - DIEM PROTESTANTA Fa namaly azy ny hazo ôliva hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra diloilo izay anomezam-boninahitra ny andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?› Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa hoy ny hazo oliva taminy: Ho foiko va ny diloiloko izay ankalazan’ireny andriamanitra sy ny olona ireny ahy ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo hafa aho? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa namaly azy ny hazo ôliva hoe: ‹Dia holaviko ve ny hamokatra diloilo izay anomezam-boninahitra ny andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevaheva eny ambonin’ny hazo hafa aho?› Baiboly Katolika Fa hoy ny ôliva taminy: Ho foiko va ny diloilo, izay mahalaza ahy eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olombelona, ka handeha hihevingevina erỳ ambonin’ny hazo hafa? Baiboly Protestanta Malagasy Fa hoy ny oliva taminy: Ho foiko va ny diloiloko, izay ankalazan’ireny andriamanitra sy ny olona ahy, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho? Malagasy Bible Fa hoy ny oliva taminy: Ho foiko va ny diloiloko, izay ankalazan'ireny andriamanitra sy ny olona ahy, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho? La Bible en Malgache Fa hoy ny hazo oliva taminy: Ho foiko va ny diloiloko izay ankalazan’ireny andriamanitra sy ny olona ireny ahy ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo hafa aho? |
Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Avy taiza moa ianao? Dia namaly ny Tompo izy hoe: –Avy nitetitety ny tany sy nihaodihaody teny aho.
Dia hoy ny Tompo tamin’i Satàna: –Avy taiza moa ianao? Dia namaly ny Tompo izy hoe: –Avy nitetitety ny tany sy nihaodihaody tany aho.
dia divay hampifaly ny fon’ny olona, sy menaka hahamiramirana ny endriny ary mofo hanome tohan’aina azy.
Indray andro dia niteny tamin-tsindrimandry Ianao ka nilaza tamin’ireo mpivavaka aminao hoe: «Nanaiky hanampy sy hanandratra olo-mahery fo iray aho, dia tovolahy anankiray avy tao amin’ny vahoakako.
Makà kobam-barimbazaha, ka manaova mofo tsy misy leviora, mofo mamy misy diloilo saingy tsy misy leviora, ary mofo manify tsy misy leviora sady voararaka diloilo.
«Raha misy te hanolotra fanatitra vokatry ny tany ho an’ny TOMPO, dia lafarinina tsara indrindra no aoka hatolony; ary handrarahany menaka sy hasiany vovoka zava-manitra eo amboniny.
nandrotsahan’Andriamanitra ny herin’ny Fanahy Masina i Jesoa avy any Nazareta, ka nitety tany nanao soa sy nanasitrana izay rehetra teo ambany fahefàn’ny devoly, satria nombàn’Andriamanitra Izy.
Marina tokoa fa i Herôda sy i Pônty Pilato, niaraka tamin’ny olona hafa firenena sy ny vahoaka israelita, dia nivondrona teto amin’ity tanàna ity mba hanohitra an’i Jesoa Mpanomponao masina, Izay natokanao ho Mesia.
Ianareo kosa dia manana ny Fanahy Masina avy amin’i Kristy ary mahafantatra izany avokoa ianareo.
«Indray andro dia nanapa-kevitra ny hazo fa hifidy mpanjaka ho azy, ka niteny tamin’ny hazo ôliva hoe: ‹Manjakà aminay ianao!›