Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Mpitsara 2:8 - DIEM PROTESTANTA

Ary maty i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO, rehefa feno 110 taona.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ary maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa feno folo amby zato taona ny androny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary maty i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO, rehefa feno 110 taona.

Jereo ny toko

Baiboly Katolika

Maty tamin’ny fahafolo amby zaton’ny taonany i Jôsoe, zanak’i Nona, mpanompon’i Iaveh.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary maty Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary maty Josoa, zanak'i Nona, mpanompon'i Jehovah, rehefa folo amby zato taona ny androny.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ary maty i Josoa, zanak’i Nona, mpanompon’NY TOMPO, rehefa feno folo amby zato taona ny androny.

Jereo ny toko



Mpitsara 2:8
4 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’ny nahafatesan’i Josoa dia nanontany ny TOMPO ny Israelita hoe: «Iza amin’ny fokonay no tokony handeha voalohany hanafika ny Kanahanita?»


Ary ny vahoaka dia nanompo ny TOMPO nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa ary koa taorian’ny nahafatesany, izany hoe nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita ny zava-dehibe isan-karazany nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.


Dia tao amin’ny faritra anjara lovany no nandevenana azy, izany hoe tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be tendrombohitra any Efraîma, eo avaratry ny tendrombohitra Gahasa.