Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Mpitsara 2:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ary ny vahoaka dia nanompo ny TOMPO nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa ary koa taorian’ny nahafatesany, izany hoe nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita ny zava-dehibe isan-karazany nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Nanompo NY TOMPO ny vahoaka tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay velona taorianan’i Josoa, dia ireo izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ary ny vahoaka dia nanompo ny TOMPO nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa ary koa taorian’ny nahafatesany, izany hoe nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita ny zava-dehibe isan-karazany nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Nanompo an’i Iaveh ny vahoaka, tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôsoe, sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona velona taoriany, izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Iaveh ho an’i Israely.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary nanompo an’i Jehovah ny vahoaka tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ny loholona izay velona taorian’i Josoa, dia ireo izay efa nahita ny asa lehibe rehetra nataon’i Jehovah ho an’ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary nanompo an'i Jehovah ny vahoaka tamin'ny andro rehetra niainan'i Josoa sy tamin'ny andro rehetra niainan'ny loholona izay velona taorian'i Josoa, dia ireo izay efa nahita ny asa lehibe rehetra nataon'i Jehovah ho an'ny Isiraely.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Nanompo NY TOMPO ny vahoaka tamin’ny andro rehetra niainan’i Josoa sy tamin’ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay velona taorianan’i Josoa, dia ireo izay nahita ny asa lehibe rehetra nataon’NY TOMPO ho an’ny Israely.

Jereo ny toko dika mitovy




Mpitsara 2:7
8 Rohy Ifampitohizana  

Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.


Koa amin’izany, ry hava-malalako, efa nanaiky ahy mandrakariva ianareo fony aho teo aminareo, fa vao mainka tokony hanaiky ahy bebe kokoa ianareo ankehitriny amin’izao tsy maha eo ahy izao. Miasà amin-tahotra sy hovitra hahatomombana ny famonjena anareo;


Nandritra ny andro rehetra niainan’i Josoa, dia nanompo ny TOMPO ireo Israelita; ary taorian’ny nahafatesan’i Josoa, dia nitohy izany nandritra ny andro rehetra niainan’ireo loholona izay nahita maso ny asa rehetra nataon’ny TOMPO ho an’i Israely.


Kanefa ny Israelita tsy nankatò ihany koa ireo mpitsara azy, fa nandeha nanao fanompoan-tsampy tamin’ireo andriamani-tsiizy ka niankohoka teo anatrehany. Nalaky niala ny lalana izay nizoran’ireo razany tamin’ny fankatoavana ny didin’ny TOMPO izy, fa tsy mba nanahaka azy.


Rehefa nampodin’i Josoa ny vahoaka, dia samy nandeha namonjy ny anjara taniny avy ny Israelita rehetra, ka nahazo ny tany.


Ary maty i Josoa, zanakalahin’i Nona sady mpanompon’ny TOMPO, rehefa feno 110 taona.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra