Mpitsara 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Dia tao amin’ny faritra anjara lovany no nandevenana azy, izany hoe tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be tendrombohitra any Efraîma, eo avaratry ny tendrombohitra Gahasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Dia nalevina tao anatin’ny faritanin’ny lovany izy, tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be havoana any Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gaasy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Dia tao amin’ny faritra anjara lovany no nandevenana azy, izany hoe tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be tendrombohitra any Efraîma, eo avaratry ny tendrombohitra Gahasa. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Nalevina tao amin’ny faritany zara taniny izy, dia tao Tamnata-Heresy amin’ny tendrombohitr’i Efraima avaratry ny tendrombohitra Gaasa. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Dia nalevina tao anatin’ny fari-tanin’ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa, any amin’ny tany havoan’i Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gasa. Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Dia nalevina tao anatin'ny fari-tanin'ny lovany izy, dia tao Timnata-heresa, any amin'ny tany havoan'i Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gasa. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache9 Dia nalevina tao anatin’ny faritanin’ny lovany izy, tao Timnata-Heresa, any amin’ny tany be havoana any Efraima, avaratry ny tendrombohitra Gaasy. Jereo ny toko |