Mpitsara 12:3 - DIEM PROTESTANTA
Koa rehefa hitako fa tsy tonga hanafaka ahy ianareo, dia nanao vy very ny aiko aho, ka nandeha nanafika ny Hamônita; ary natolotry ny TOMPO teo an-tanako izy. Koa nahoana ianareo no miakatra àty amiko anio mba hila ady amiko?
Jereo ny toko
Koa rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianareo dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nandeha niady tamin’ny Amonita ary natolotry NY TOMPO teo an-tanako izy. Koa nahoana ianareo no miakatra hila ady amiko amin’ity andro ity?

Nony hitako fa tsy tonga hamonjy ahy ianareo, dia nanao vy very ny aiko aho, ka nandeha niady tamin’ny taranak’i Amôna, ary natolotr’i Iaveh teo an-tanako ireny. Ka nahoana ianareo no miakatra atỳ amiko anio hiady amiko?»
Jereo ny toko
Ary rehefa hitako fa tsy namonjy ahy hianareo, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nandeha niady tamin’ny taranak’i Amona, ary natolotr’i Jehovah teo an-tànako izy, koa nahoana hianareo no miakatra atỳ amiko anio hila ady amiko?
Jereo ny toko
Ary rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianareo, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nandeha niady tamin'ny taranak'i Amona, ary natolotr'i Jehovah teo an-tanako izy, koa nahoana ianareo no miakatra atỳ amiko anio hila ady amiko?