Mpitsara 1:4 - DIEM PROTESTANTA
ka niara-nanafika izy roa tonta. Dia natolotry ny TOMPO azy ny Kanahanita sy ny Perizita, ka nahafatesany vatan-dehilahy andiany folo tao Bezèka.
Jereo ny toko
Dia niakatra i Joda, ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Jereo ny toko
ka niara-nanafika izy roa tonta. Dia natolotry ny TOMPO azy ny Kanahanita sy ny Perizita, ka nahafatesany vatan-dehilahy andiany folo tao Bezèka.
Jereo ny toko
Niakatra i Jodà ary natolotr’i Iaveh teo an-tanany ny Kananeanina sy ny Ferezeanina. Lehilahy iray alina no resiny tao Bezeka.
Jereo ny toko
Dia niakatra Joda, ary natolotr’i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Jereo ny toko
Dia niakatra Joda, ary natolotr'i Jehovah teo an-tànany ny Kananita sy ny Perizita, ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Jereo ny toko
Dia niakatra i Joda, ary natolotry NY TOMPO teo an-tanany ny Kananita sy ny Perizita ka nahafaty iray alin-dahy tany Bezeka izy.
Jereo ny toko