ka tonga tany Gilehada tao amin’ny tanin’i Tahitîma-Hôdsy, dia nipaka tany Dana-Jahàna sy ny manodidina hatrany Tsidôna.
Mpitsara 1:31 - DIEM PROTESTANTA Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Asera dia tsy nandroaka ny mponina tany Ako na ny mponina tany Sidona na ny tany Alaba na ny tany Akziba na ny tany Helba na ny tany Afika na ny tany Rehoba; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny taranak’i Asera dia tsy naharoaka ny mponina tao Hakao sy Tsidôna na ny tao Mehaleba sy Akziba na ny tao Helbà sy Afîka ary Rehôba. Baiboly Katolika I Asera tsy nandroaka ny mponina tao Akao, na ny mponina tao Sidona, na ny tao Ahalaba, Akaziba, Helbà, Afeka, ary Rohoba, Baiboly Protestanta Malagasy Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba na ny tany Afika, na ny tany Rehoba; Malagasy Bible Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika. na ny tany Rehoba; La Bible en Malgache I Asera dia tsy nandroaka ny mponina tany Ako na ny mponina tany Sidona na ny tany Alaba na ny tany Akziba na ny tany Helba na ny tany Afika na ny tany Rehoba; |
ka tonga tany Gilehada tao amin’ny tanin’i Tahitîma-Hôdsy, dia nipaka tany Dana-Jahàna sy ny manodidina hatrany Tsidôna.
Tsy vitan’ny hoe nizotra tamin’ny fahotan’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata izy, fa mbola nanambady an’i Jezebela zanakavavin’i Etbahala mpanjakan’ny Tsidônianina sy nanompo an’i Bahala ary niankohoka teo anatrehany.
Ny taranak’i Zebolòna dia tsy naharoaka ireo mponina tao Kitrôna na ny tao Nahalôla; ka nipetraka teo anivon’ny Zebolonita ireo Kanahanita ireo saingy nampanompoiny.
Koa nipetraka teo anivon’ny Kanahanita izay nonina teo amin’ny tany ireo Aserita satria tsy naharoaka azy.