Nony nahalala izany i Jesoa, dia niala teo amin’io toerana io; ary vahoaka maro no nanaraka Azy. Nositranin’i Jesoa avokoa ny marary rehetra,
Matio 8:1 - DIEM PROTESTANTA Raha nidina avy teo an-tendrombohitra i Jesoa, dia narahina vahoaka maro. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Rehefa nidina avy any an-tendrombohitra Izy dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Raha nidina avy teo an-tendrombohitra i Jesoa, dia narahina vahoaka maro. Baiboly Katolika Rehefa nidina avy tany an-tendrombohitra Izy, dia narahin’ny vahoaka betsaka. Baiboly Protestanta Malagasy ARY raha nidina avy teo an-tendrombohitra Izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy. Malagasy Bible Ary raha nidina avy teo an-tendrombohitra Izy, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy. La Bible en Malgache Rehefa nidina avy any an-tendrombohitra Izy dia nisy vahoaka betsaka nanaraka Azy. |
Nony nahalala izany i Jesoa, dia niala teo amin’io toerana io; ary vahoaka maro no nanaraka Azy. Nositranin’i Jesoa avokoa ny marary rehetra,
Ary nisy vahoaka betsaka nanatona Azy sady nitondra ny mandringa, ny jamba, ny kilemaina, ny moana, mbamin’ny maro hafa koa; napetraka teo an-tongotr’i Jesoa ireo marary ireo ka nositraniny.
Nony niala tao Jerikao i Jesoa mbamin’ny mpianany, dia nisy vahoaka betsaka nanaraka an’i Jesoa.
Vahoaka marobe no nanaraka Azy avy any Galilea sy Dekapôly, avy tany Jerosalema sy Jodea ary avy any andafin’i Jôrdàna.
nampianatra azy tamim-pahefana manko i Jesoa fa tsy mba tahaka ireo mpahay lalàna jiosy.
Nony hitan’i Jesoa ny vahoaka betsaka nanodidina Azy, dia nanome baiko Izy mba hankeny ampitan’ny farihin’i Galilea.
Ary indro nisy lehilahy marary hoditra nanatona Azy, dia niankohoka teo anatrehany sady nanao hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho!
Dia lasa i Jesoa nihataka teny amoron’ny farihin’i Galilea niaraka tamin’ny mpianany. Vahoaka maro no nanaraka Azy avy ao Galilea; toy izany koa ny avy any Jodea
Kanjo vao mainka niely ny lazany ka vahoaka marobe no nirohotra hihaino Azy sy hositraniny amin’ny aretiny.