Matio 8:2 - DIEM PROTESTANTA2 Ary indro nisy lehilahy marary hoditra nanatona Azy, dia niankohoka teo anatrehany sady nanao hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary indro, nisy boka iray nanatona, niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Tompoko ô, raha mety Ianao dia afaka manadio ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ary indro nisy lehilahy marary hoditra nanatona Azy, dia niankohoka teo anatrehany sady nanao hoe: –Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho! Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ary indro nisy lehilahy boka anankiray nanatona, dia nitsaoka Azy ka nanao hoe: «Tompo ô, raha mety Ianao, dia mahay manadio ahy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary, indro, nisy boka anankiray nanatona dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary, indro, nisy boka anankiray nanatona dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Tompoko ô, raha mety Hianao, dia mahay manadio ahy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary indro, nisy boka iray nanatona, niankohoka teo anatrehany sady niteny hoe: Tompoko ô, raha mety Ianao dia afaka manadio ahy. Jereo ny toko |
Dia niankohoka teo an-tongony aho mba hitsaoka azy, satria nilazany hoe: –Tandremo, aza manao izany! Fa mpanompo miaraka aminao aho sady miaraka amin’ireo namanao iray finoana, izay mitana ny hafatra nijoroan’i Jesoa ho vavolombelona. Andriamanitra no tsaohy! Eny, ny Fanahy Masina Izay manentana hilaza hafatra avy amin’Andriamanitra dia ahariharin’ny fijoroana ho vavolombelon’i Jesoa.