Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Matio 4:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Vahoaka marobe no nanaraka Azy avy any Galilea sy Dekapôly, avy tany Jerosalema sy Jodea ary avy any andafin’i Jôrdàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy any Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia ary ny avy any andafin’i Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Vahoaka marobe no nanaraka Azy avy any Galilea sy Dekapôly, avy tany Jerosalema sy Jodea ary avy any andafin’i Jôrdàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ary be ny vahoaka avy tany Galilea sy i Dekapôly sy Jerosalema sy Jodea, ary avy tany an-dafin’i Jordany no nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin’i Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy tany Galilia sy Dekapolisy sy Jerosalema sy Jodia ary ny avy tany an-dafin'i Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Dia nanaraka Azy ny vahoaka betsaka avy any Galilia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia* ary ny avy any andafin’i Jordana.

Jereo ny toko dika mitovy




Matio 4:25
11 Rohy Ifampitohizana  

Nony nahalala izany i Jesoa, dia niala teo amin’io toerana io; ary vahoaka maro no nanaraka Azy. Nositranin’i Jesoa avokoa ny marary rehetra,


Vahoaka maro no nanaraka Azy ary nahasitrana ny marary teo i Jesoa.


«Ry tanin’i Zebolòna sy i Naftalỳ, ry lalana amoron’ny farihy, ry faritra ampitan’i Jôrdàna, ry Galilea onenan’ny hafa firenena,


Nony nahita ny vahoaka i Jesoa, dia niakatra teo an-tendrombohitra; ary rehefa tafapetraka Izy, dia nohatonin’ny mpianany.


Raha nidina avy teo an-tendrombohitra i Jesoa, dia narahina vahoaka maro.


Dia lasa ralehilahy nanao antso avo, eran’ny faritany atao hoe Dekapôly, izay rehetra nataon’i Jesoa taminy; ka dia gaga avokoa ny olona.


Ary nony sabata ny andro, dia nampianatra tao amin’ny sinagôga i Jesoa; dia talanjona ireo olona maro nihaino Azy ka vaky vava hoe: –Avy taiza re no nahazoan’ilay io izany zavatra izany? Ary ahoana izato fahendrena nomena azy sy ireto asa mahagaga vitany?


Dia niala tao amin’ny faritanin’i Tiro i Jesoa ka nandalo tany Sidôna ary niverina teo amin’ny farihin’i Galilea, rehefa avy namakivaky ny faritany atao hoe Dekapôly.


Dia niara-nidina tamin’ny 12 lahy i Jesoa ho eny an-tany lemaka. Mpianany maro sy vahoaka betsaka avy any Jodea lafy valo sy Jerosalema ary ny morontsirak’i Tiro sy i Sidôna


Ary notadiavin’ny vahoaka rehetra hokasihina i Jesoa satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra