Fa novalian’ny Farao hoe: –Olona tena kamo mihitsy ianareo! Izany no antony nilazanareo hoe: «Handeha hanao sorona ho an’ny TOMPO izahay.»
Matio 26:8 - DIEM PROTESTANTA Tezitra ireo mpianatra nony nahita izany ka nanao hoe: –Nahoana re iny no dia lanîna foana tahaka izao? Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nony nahita izany ny mpianatra dia tezitra ka niteny hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana izao? Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tezitra ireo mpianatra nony nahita izany ka nanao hoe: –Nahoana re iny no dia lanîna foana tahaka izao? Baiboly Katolika Tezitra ny mpianany nony nahita izany ka nanao hoe: «Nahoana re iny no lanìna foana toy izao? Baiboly Protestanta Malagasy Fa nony nahita izany ny mpianatra, dia tezitra ka nanao hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana izao? Malagasy Bible Fa nony nahita izany ny mpianatra, dia tezitra ka nanao hoe: Inona no anton'izao fandaniam-poana izao? La Bible en Malgache Nony nahita izany ny mpianatra dia tezitra ka niteny hoe: Inona no anton’izao fandaniam-poana izao? |
Fa novalian’ny Farao hoe: –Olona tena kamo mihitsy ianareo! Izany no antony nilazanareo hoe: «Handeha hanao sorona ho an’ny TOMPO izahay.»
Hitako fa matoa ny olona misasatra sy milofo amin’ny asany dia ny hahomby kokoa noho ireo namany. Nefa mbola zava-poana manenji-drivotra koa izany.
ka velom-panontaniana anakampo hoe: Rahoviana no hifarana ny fetin’ny tsinam-bolana ka hivarotantsika vary? Rahoviana no hifarana ny sabata, mba hanokafantsika ny sompitra? Hohakelezintsika ny zinga famarana, hampitombointsika ny vato fandanjana, mizàna mandainga no hampiasantsika,
Miteny aza ianareo hoe: «Asa mafy re izany!» Dia tsy mba miraharaha Ahy ianareo, hoy Izaho TOMPOn’izao rehetra izao. Biby nangalarina na mandringa na marary no atolotrareo amiko. Koa ataoko ahoana, hoy AHO, no fankasitraka izany avy amin’ny tananareo.
Raha mbola teo am-pisakafoana i Jesoa, dia nisy vehivavy anankiray nitondra tavoahangy alabasitra feno ilomanitra sarobidy; ary naidin-dravehivavy tamin’ny lohan’i Jesoa ny ilomanitra.
Ary nisy sasany tezitra ka nifampilaza hoe: –Nahoana no dia lanîna foana tahaka izao ity ilomanitra?