Marka 13:9 - DIEM PROTESTANTA
Tandremo ny amin’ny tenanareo. Hatolotry ny olona amin’ny mpitsara isan-tanàna ianareo ka hokapohiny any amin’ny sinagôga; ary hitsangana eo anoloan’ny mpifehy sy ny mpanjaka ianareo noho ny maha mpianatro anareo, mba hijoroanareo ho vavolombelona manambara Ahy eo anatrehany.
Jereo ny toko
Fa mitandrema ianareo; fa hatolotra amin’ny Sinedriona sy hokapohina any amin’ny sinagoga ary hitsangana eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny Amiko ianareo, ho vavolombelona aminy.
Jereo ny toko
Tandremo ny amin’ny tenanareo. Hatolotry ny olona amin’ny mpitsara isan-tanàna ianareo ka hokapohiny any amin’ny sinagôga; ary hitsangana eo anoloan’ny mpifehy sy ny mpanjaka ianareo noho ny maha mpianatro anareo, mba hijoroanareo ho vavolombelona manambara Ahy eo anatrehany.
Jereo ny toko
«Tandremo koa ny amin’ny tenanareo, fa hotorìna amin’ny mpitsara ianareo, sy hokapohina ao amin’ny sinagoga, ary hoentina eo anatrehan’ny mpifehy sy ny mpanjaka noho ny Amiko, mba ho vavolombeloko eo aminy.
Jereo ny toko
Fa mitandrema hianareo, fa hatolotra amin’ny Synedriona sy hokapohina ao amin’ny synagoga ary hitsangana eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny amiko hianareo ho vavolombelona aminy.
Jereo ny toko
Fa mitandrema ianareo, fa hatolotra amin'ny Synedriona sy hokapohina ao amin'ny synagoga ary hitsangana eo anatrehan'ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny amiko ianareo ho vavolombelona aminy.
Jereo ny toko
Fa mitandrema ianareo; fa hatolotra amin’ny Sinedriona* sy hokapohina any amin’ny sinagoga* ary hitsangana eo anatrehan’ny mpanapaka sy ny mpanjaka noho ny Amiko ianareo, ho vavolombelona aminy.
Jereo ny toko