Marka 13:18 - DIEM PROTESTANTA Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina no hahatongavan’izany. Baiboly Katolika Mivavaha mba tsy ho amin’ny ririnina izany, Baiboly Protestanta Malagasy Fa mivavaha hianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany. Malagasy Bible Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin'ny ririnina izany. La Bible en Malgache Fa mivavaha ianareo mba tsy ho amin’ny ririnina izany. |
Fa ho andro fijaliana izany, dia fijaliana tsy mbola nisy toa azy hatramin’ny niandohan’ny zavaboaary, ka mandraka ankehitriny, sady tsy hisy toa azy intsony koa.