Marka 10:4 - DIEM PROTESTANTA
Dia hoy iretsy hoe: –Navelan’i Mosesy «hanao taratasy fisaraham-panambadiana sy hanary vady» ny lehilahy.
Jereo ny toko
Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).
Jereo ny toko
Dia hoy iretsy hoe: –Navelan’i Mosesy «hanao taratasy fisaraham-panambadiana sy hanary vady» ny lehilahy.
Jereo ny toko
Dia hoy Izy: «Nomen’i Môizy alalana hanao taratasy fisaoram-bady sy hisao-bady ny lehilahy.»
Jereo ny toko
Ary hoy izy: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).
Jereo ny toko
Ary hoy izy: Navelan'i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisao-bady (Deo. 24.1).
Jereo ny toko
Dia hoy ireo: Navelan’i Mosesy hanoratra taratasy fisaoram-bady ny lehilahy ka hisaotra ny vadiny (Deo 24.1).
Jereo ny toko