Marka 1:4 - DIEM PROTESTANTA
Araka izany, dia niseho i Jôhany ka nanao batisa tany an-taniefitra sy nanao antso avo hoe: –Ialao ny toe-dratsy, meteza hatao batisa, dia havelan’Andriamanitra ny helokareo.
Jereo ny toko
dia niseho i Jaona izay nanao batisa tany an-tany efitra ary nitory ny batisan’ny fibebahana ho famelan-keloka.

dia niseho tany an’efitra i Joany Batista nitory batemim-pibebahana ho famelan-keloka.
Jereo ny toko
dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan’ny fibebahana ho famelan-keloka.
Jereo ny toko
dia niseho Jaona, izay nanao batisa tany an-efitra ka nitory ny batisan'ny fibebahana ho famelan-keloka.
Jereo ny toko
dia niseho i Jaona izay nanao batisa tany an-tany efitra ary nitory ny batisan’ny fibebahana ho famelan-keloka.
Jereo ny toko