Nampahafantarinao ahy tsara tokoa fa tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra; tsy ilainao ny sorona dorana manontolo sy ny sorona fanalana ny ota.
Marka 1:2 - DIEM PROTESTANTA Izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i Isaià mpaminany: «Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hanomana ny lalanao.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Araka izay voasoratra ao amin’Isaia mpaminany hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao; izy no hanamboatra ny lalanao» (Mal 3.1); Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no voalazan’ny Soratra Masina ao amin’ny bokin’i Isaià mpaminany: «Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hanomana ny lalanao.» Baiboly Katolika Araka izay voasoratra ao amin’i Izaia mpaminany hoe: Indro Aho maniraka ny Anjeliko eo alohanao, izay hamboatra ny làlanao; Baiboly Protestanta Malagasy Araka izay voasoratra ao amin’Isaia mpaminany hoe: ,,Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny làlanao’’ (Mal. 3.1); Malagasy Bible Araka izay voasoratra ao amin'Isaia mpaminany hoe: Indro, Izaho maniraka ny irako hialoha Anao, Izay hamboatra ny lalanao (Mal 3. 1); La Bible en Malgache Araka izay voasoratra ao amin’Isaia mpaminany hoe: «Indro Aho maniraka ny irako hialoha Anao; izy no hanamboatra ny lalanao» (Mal 3.1); |
Nampahafantarinao ahy tsara tokoa fa tsy sitrakao ny sorona amam-panatitra; tsy ilainao ny sorona dorana manontolo sy ny sorona fanalana ny ota.
Ka hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao aminareo: «Indro Aho handefa ny irako mba hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo izay tadiavinareo dia ho tonga tampoka ao an-tempoliny. Ho tonga hitondra ny fanekempihavanako ilay iraka izay irinareo; indro avy tokoa Izy!»
Fa i Jôhany no ilay voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Indro alefako hialoha Anao ny irako, hoy Andriamanitra, mba hamboatra ny lalan-kalehanao!»
Dia hoy ireo taminy: –Ao Betlehema, tanàna any Jodea, fa izao no voalazan’ny Soratra Masina tamin’ny alalan’ny mpaminany:
Ny Zanak’olona dia efa akaikin’ny ho faty, araka ny voalazan’ny Soratra Masina momba Azy, kanefa mampalahelo ilay olona hanolotra ny Zanak’olona! Tsara raha tsy ary izany olona izany!
Tamin’izay dia hoy i Jesoa tamin’ny mpianany: –Anio alina dia handao Ahy avokoa ianareo, satria izao no voalazan’ny Soratra Masina: «Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny ondry andrasana.»
Ary ianao kosa, anaka, dia hatao hoe mpaminanin’ny Avo indrindra, fa hialoha ny Tompo ianao mba hamboatra ny lalany;
Nalain’i Jesoa ho eo aminy kosa ny 12 lahy ka nilazany hoe: –Miakatra ho any Jerosalema àry izao isika, ka ho tanteraka avokoa izay voalazan’ny Soratra Masina tamin’ny alalan’ny mpaminany momba ny Zanak’olona.