Marka 1:15 - DIEM PROTESTANTA
ka nilaza hoe: –Tonga ny fotoanandro; efa akaiky ny Fanjakàn’Andriamanitra, ialao ny toe-dratsy ary minoa ny Vaovao Mahafaly.
Jereo ny toko
ka nanambara hoe: Efa tonga izao ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha ianareo ka minoa ny Filazantsara.
Jereo ny toko
ka nilaza hoe: –Tonga ny fotoanandro; efa akaiky ny Fanjakàn’Andriamanitra, ialao ny toe-dratsy ary minoa ny Vaovao Mahafaly.
Jereo ny toko
ka nanao hoe: «Tonga ny fotoana, ary efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra; mibebaha ianareo ary minoa ny Evanjely.»
Jereo ny toko
ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra; mibebaha hianareo ka minoa ny filazantsara.
Jereo ny toko
ka nanao hoe: Efa tonga ny fotoana, ka efa akaiky ny fanjakan'Andriamanitra; mibebaha ianareo ka minoa ny filazantsara.
Jereo ny toko
ka nanambara hoe: Efa tonga izao ny fotoana ka efa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra. Mibebaha ianareo ka minoa ny Filazantsara.
Jereo ny toko