Josoa 7:15 - DIEM PROTESTANTA
Ary hotondroiko ilay lehilahy mitana zavatra tokony holevonina, ka hodorana amin’ny afo izy mbamin’izay rehetra azy satria nivadika tamin’ny fanekempihavanako izy ka nanao izay tsy fanao teo amin’i Israely.»
Jereo ny toko
Koa izay azo mitana ny zavatra voaozona dia hodorana amin’ny afo izy mbamin’izay rehetra mety ho azy satria nivadika ny faneken’NY TOMPO ka nanao fahadalana be teo amin’ny Israely.

ary izay voatana ho azon’ny anatema dia hodorana amin’ny afo, izy mbamin’izay rehetra mety ho azy; satria mivadika ny faneken’i Iaveh sy manao izay fady indrindra amin’i Israely.»
Jereo ny toko
Koa izay azo mitana ny zavatra voazona, dia hodorana amin’ny afo izy mbamin’izay rehetra mety ho azy, satria nivadika ny faneken’i Jehovah izy ka nanao izay fady indrindra teo amin’ny Isiraely.
Jereo ny toko
Koa izay azo mitana ny zavatra voazona, dia hodorana amin'ny afo izy mbamin'izay rehetra mety ho azy, satria nivadika ny faneken'i Jehovah izy ka nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely.