i Hesbôna, ary i Jahezera: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Josoa 21:40 - DIEM PROTESTANTA Koa 12 ny tanàna rehetra azon’ny taranak’i Merarỳ antsapaka ho an’ireo tarika ao anatiny, dia ireo hafa sisa anisan’ny tarika levita. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tanàna rehetra an’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany, izay sisa tamin’ny fianakavian’ny levita, dia tanàna roa amby folo no anjara azony tamin’ny antsapaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa 12 ny tanàna rehetra azon’ny taranak’i Merarỳ antsapaka ho an’ireo tarika ao anatiny, dia ireo hafa sisa anisan’ny tarika levita. Baiboly Katolika Samy manana ny tany manodidina azy avokoa ireo tanàna ireo; toy izany daholo ireo tanàna rehetra ireo. Baiboly Protestanta Malagasy Ny tanàna rehetra an’ny taranak’i Merary araka ny fokony, izay sisa tamin’ny fokon’ny Levita, dia tanàna roa ambin’ny folo no loka azony. Malagasy Bible Ny tanàna rehetra an'ny taranak'i Merary araka ny fokony, izay sisa tamin'ny fokon'ny Levita, dia tanàna roa ambin'ny folo no loka azony. La Bible en Malgache Ny tanàna rehetra an’ny taranak’i Merary araka ny fianakaviany, izay sisa tamin’ny fianakavian’ny levita, dia tanàna roa amby folo no anjara azony tamin’ny antsapaka. |
i Hesbôna, ary i Jahezera: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Ny tanàna rehetra azon’ny Levita teo anivon’ny tanin’ny Israelita hafa dia 48 no isany.
Ny azon’ny taranak’i Merarỳ kosa dia tanàna 12 avy tamin’ny fokon’i Reobena sy fokon’i Gada ary fokon’i Zebolòna.