Notanterahina izany ka nentina teo amin’i Josoa ireo mpanjakan’i Jerosalema sy i Hebrôna mbamin’ireo mpanjakan’i Jarmôta sy i Lakisy ary i Heglôna.
Josoa 21:29 - DIEM PROTESTANTA i Jarmota, ary i Haîna-Genima: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Jarmota sy ny tany manodidina azy, i Eny-Ganima sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jarmota, ary i Haîna-Genima: izany hoe tanàna efatra mbamin’ny kijàna samy manodidina azy. Baiboly Katolika i Dabereta sy ny manodidina azy; i Jaramota sy ny manodidina azy, i En-Ganima sy ny manodidina azy: tanàna efatra. Baiboly Protestanta Malagasy ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; Malagasy Bible ary Jarmota sy ny tany manodidina azy ary Enganima sy ny tany manodidina azy, dia tanàna efatra; La Bible en Malgache i Jarmota sy ny tany manodidina azy, i Eny-Ganima sy ny tany manodidina azy: Tanàna efatra; |
Notanterahina izany ka nentina teo amin’i Josoa ireo mpanjakan’i Jerosalema sy i Hebrôna mbamin’ireo mpanjakan’i Jarmôta sy i Lakisy ary i Heglôna.
Noho izany, dia nandefasan’i Adôny-Tsedèka iraka i Hôkama mpanjakan’i Hebrôna, i Pireama mpanjakan’i Jarmôta, i Jafia mpanjakan’i Lakisy, ary i Debira mpanjakan’i Heglôna, ka nilazany hoe: