Ho an’ireo fianakaviana sasany anisan’ny taranak’i Kehata, dia nisy tanàna ho faritra fonenany avy tamin’ny fokon’i Efraîma;
Josoa 21:20 - DIEM PROTESTANTA Ary ireo tarika sisa tamin’ny levita taranak’i Kehata kosa dia ireto tanàna ireto no azony tamin’ny antsapaka. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny amin’ny taranak’i Kehata, dia ny levita sisa tamin’ny taranak’i Kehata, ny tanàna azony tamin’ny antsapaka dia avy tamin’ny fokon’i Efraima. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary ireo tarika sisa tamin’ny levita taranak’i Kehata kosa dia ireto tanàna ireto no azony tamin’ny antsapaka. Baiboly Katolika Ny amin’ny fianakavian’ny zanak’i Kaata izay Levita, dia ny zanak’i Kaata sisa kosa, dia tanàna avy amin’ny fokon’i Efraima, no azony tamin’ny loka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny amin’ny taranak’i Kehata, dia ny Levita sisa tamin’ny taranak’i Kehata, ny tanàna azony tamin’ny filokana dia avy tamin’ny firenen’i Efraima. Malagasy Bible Ary ny amin'ny taranak'i Rehata, dia ny Levita sisa tamin'ny taranak'i Kehata, ny tanàna azony tamin'ny filokana dia avy tamin'ny firenen'i Efraima. La Bible en Malgache Ny amin’ny taranak’i Kehata, dia ny levita sisa tamin’ny taranak’i Kehata, ny tanàna azony tamin’ny antsapaka dia avy tamin’ny fokon’i Efraima. |
Ho an’ireo fianakaviana sasany anisan’ny taranak’i Kehata, dia nisy tanàna ho faritra fonenany avy tamin’ny fokon’i Efraîma;
Ny tanàna rehetra nomena ny mpisorona taranak’i Aharôna dia tanàna 13 mbamin’ny kijàna samy manodidina azy.
Ny azon’ny taranak’i Kehata sisa kosa tamin’ny antsapaka dia tanàna folo avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy fokon’i Dana ary antsasa-pokon’i Manase any andrefana.