Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




1Tantara 6:51 - DIEM PROTESTANTA

51 Ho an’ireo fianakaviana sasany anisan’ny taranak’i Kehata, dia nisy tanàna ho faritra fonenany avy tamin’ny fokon’i Efraîma;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

51 Fa ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

51 Ho an’ireo fianakaviana sasany anisan’ny taranak’i Kehata, dia nisy tanàna ho faritra fonenany avy tamin’ny fokon’i Efraîma;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

51 Ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kaata anefa, dia avy amin’ny fokon’i Efraima, ny tanàna azony;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

51 Fa ny sasany amin’ny fokon’ny taranak’i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ny firenen’i Efraima.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

51 Fa ny sasany amin'ny fokon'ny taranak'i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin'ny firenen'i Efraima.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

51 Fa ny sasany amin’ny fianakavian’ny taranak’i Kehata dia nahazo tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima.

Jereo ny toko dika mitovy




1Tantara 6:51
4 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny antsapaka ihany koa no nanomezana ireo tanàna avy tamin’ny fokon’i Joda sy ny fokon’i Simehôna ary ny fokon’i Benjamîna, dia ireo tanàna efa voatanisa etsy aloha.


ka nomena azy ireto tanàna fialofana ireto: dia i Sekema, teo amin’ny tendrombohitr’i Efraîma, i Gezera sy i Jôknehama, i Bety-Hôrôna sy i Aialôna ary i Gata-Rimôna mbamin’ny kijàna samy manodidina azy;


Ary ireo tarika sisa tamin’ny levita taranak’i Kehata kosa dia ireto tanàna ireto no azony tamin’ny antsapaka.


Ny azon’ny taranak’i Kehata sisa kosa tamin’ny antsapaka dia tanàna folo avy tamin’ny fokon’i Efraîma sy fokon’i Dana ary antsasa-pokon’i Manase any andrefana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra